|
|
|
|

Entry (1/2)1  azoazo
Root  2  azo
Part of speech  3  participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko
Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra
Explanations in English  5  [1.2] pleased with, preferred, grateful.
6  [1.7] found pleasing, approved of
Explanations in French  7  [1.3] obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites)
préféré
8  [1.8] approuvé, préféré
Examples  9  Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Compound words 

Entry (2/2)14  azoazo
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] [Provincial] Ranon' afero
Explanations in French  17  [1.19] [Tankarana] bile. (afèro).
Vocabulary  18  Biology

Anagrams  19  azoazo, ozaoza

Updated on 2023/08/16