|
|
|
|

Entry1  baiboho
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: agriculture
Explanations in Malagasy  4  Tany lemaka fasehina sy lonaka eo amoron-drano, ka matetika dia voasaron-drano amin' ny fahavaratra; tsara amin' ny fambolem-pary, paraka, katsaka, voanjo, ets.; tanimbary sady lehibe no tsara sy mahavokatra [1.38]
5  Tanety, indrindra ny amorona ivaiva [1.1]
6  Tany lonaka apetraky ny tondra-drano misintona [1.13]
Explanations in English  7  A field, a plantation near the water. See saha [1.2]
Explanations in French  8  Terre alluvionnaire, terre fertile de décrue [1.13]
Examples  9  tany baiboho sy tanety mitsotra manara-dalana, mirefy tokony ho folo kilaometatra ny lavany [2.472]

Updated on 2020/07/31