|
|
|
|

Entry1  baranahiny
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra
Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny
Explanations in English  4  [1.2] heedlessness, indifference
5  [1.7] careless; carelessly done
Explanations in French  6  [1.8] insouciant, indifférent
Vocabulary  7  Emotions
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word baranahiny

Anagrams  11  baranahiny, hanabirany, nibaranahy, nirabahany

Updated on 2023/08/11