Entry | 1 bonibony |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho |
Explanations in English |
4 [1.2] puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona |
Explanations in French |
5 [1.3] (prononcé quelquefois bonobono) rougeole 6 [1.19] [Tankarana] sorte de rougeole. See rofotra 7 [1.54] rubéole |
Vocabulary |
8 Health |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 bonobono |
Updated on 2022/09/11 |