|
|
|
|

Entry1  daka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina 4  Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra [1.1]
Explanations in English  5  a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka [1.2]6  a kick [1.7]
Explanations in French  7  Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied) 8  Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [1.3]9  coup de pied [1.8]
Examples  10  Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [2.472]
11  Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word daka

Anagrams  19  daka, kada

Updated on 2023/06/05