Entry (1/2) | 1 deboka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ilazana ny toerana iva sy lemademaka voahodidin' ny havoana na tendrombohitra. [1.1] 4 toerana lemademaka iray [1.13] |
Explanations in French |
5 dépression, cuvette [1.13] |
Vocabulary |
6 Geography: (in general) |
Analogs | 7 lempona |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 deboka |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Feon' ny rano voakapoky ny tanana na zavatra hafa [1.1] |
Explanations in English |
12 splashing of water from something thrown in [1.2] |
Explanations in French |
13 Le son de l'eau battue avec la main ou avec un objet [1.3] |
Vocabulary |
14 Sound |
Derivatives |
|
Anagrams | 17 bedako, daboke, deboka |
Updated on 2023/10/29 |