Entry |
diminga
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | dimy (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo):
ingisa,
ingoa,
talonga,
ndrafanga,
diminga,
eniminga,
tsitonga,
valonga,
tsivaza,
egò
[1.1]
|
Explanations in French | Charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3]
|
Examples | Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego.
[2.356]
|
Vocabulary |
|