Entry (1/2) | 1 dinitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1, 1.13] hatsembohana 4 [1.13] fana |
Explanations in English |
5 [1.2] sweat, perspiration. See linitra, tsemboka 6 [1.7] perspiration |
Explanations in French |
7 [1.19] [Tankarana]
(diñitra) sueur. 8 [1.8, 1.13] sueur |
Examples |
9 Nivoa-dinitra ny endriny. [2.499#47] 10 Dia tsemboka ka mivoa-dinitra avokoa izy. [2.48#251] 11 izany mitsoka sy mikopaka afon' arina avy mianatra: ny handrina feno dinitra, ny takolaka feno ranomaso. [2.285#165] |
Vocabulary |
12 Biology |
Derivatives |
|
Other spellings | 15 dinitra, dinitry |
Analogs | 16 linitra, tsemboka |
Compound words |
|
Titles | 21 Dinitra (Andriamanantena Georges) |
Entry (2/2) | 22 Dinitra |
Elementary words | 23 dinitra |
Part of speech | 24 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
25 Literature: books |
Author |
26 Andriamanantena Georges |
Publishings |
27 , 1973 |
Anagrams | 28 danitry, dañitry, Dinitra, dinitra, ditrany, naiditr, niditra |
Updated on 2023/10/21 |