|
|
|
|

Entry (1/4)1  doko
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka
4  Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany [1.1]
5  ny maha-izy azy [1.13]
Explanations in French  6  identité [1.13]
Vocabulary  7  Philosophy
Compound words 

Entry (2/4)9  doko
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11  irery, tsy manao inona [Taimoro] [1.78]
Synonyms  12  doka

Entry (3/4)13  doko
Part of speech  14  Unspecified
Explanations in Malagasy  15  [Bara] [1.78]

Entry (4/4)16  Doko
Part of speech  17  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  18  Demoka [3.1]
Vocabulary  19  Geography: rivers, lakes
Quotes  20  Texts mentioning Doko

Anagrams  21  doko, Doko

Updated on 2023/08/11