|
|
|
|

Entry (1/4)1  erà
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explanations in French  4  amont [1.3#128]
Vocabulary  5  Space
Synonyms  6  ira
Antonyms  7  ava
Compound words 

Entry (2/4)9  era
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Derivatives 
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :

Entry (3/4)15  era
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  filazana [Taisaka] [1.78]
18  fifanarahana [Bara] [1.78]
19  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explanations in English  20  consent, permission [1.7]
Explanations in French  21  permission [1.3#128, 1.8]
22  action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]
23  action de demander la permission [1.8]
24  avis [Taisaka] [1.82]
Derivatives 
25  Active verbs :
26  Passive verbs :
27  Relative verbs :
28  Names :
29  Adjectives :
Compound words 

Entry (4/4)34  era    
Part of speech  35  noun
Explanations in English  36  fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrams  37  are, erà, era, rea

Updated on 2023/06/15