|
|
|
|

Entry1  fahagola
Elementary words  2  faha, gola
Part of speech  3  adjective or adverb
Explanations in Malagasy  4  taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola [1.1]
5  taloha, fahiny [1.13]
Explanations in English  6  anciently, in former times.
7  ancient, very ancient [1.2#146]
8  in olden times [1.7]
Explanations in French  9  anciennement [1.8]
10  archaïque [1.13]
Examples  11  Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. [2.508]
12  Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120]
13  Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235]
Vocabulary  14  Time
Morphology 
15  Simple :
Synonyms  16  fahagolantany
Analogs  17  fahiny
Compound words 
Article  20  Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/10/17