|
|
|
|

Entry1  fahatahorana (tahotra)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1]
Explanations in English  5  Fear; a fearful attitude [1.7]
Explanations in French  6  Crainte, frayeur [1.8]
Examples  7  ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona. [2.588#]
8  ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296#]
9  Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353#]
Synonyms  10  hatahorana
Article  11  Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20