|
|
|
|

Entry (1/3)1  fahavalo
Root  2  valo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito
Explanations in French  5  [1.3] huitième
Examples  6  ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany [1.38]
Compound words 
Titles  8  Ilay Olona faha-8 (Rapatsalahy Paul)

Entry (2/3)9  fahavalo
Root  10  valo
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  [1.3] huit brasses
Vocabulary  13  Space

Entry (3/3)14  fahavalo
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo
Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina
Explanations in English  17  [1.2] an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination.
Explanations in French  18  [1.3] ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère
Examples  19  Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe. [2.324]
Analogs  20  rafy, an-daniny, sakay sy maso, tsy tia, mpisompatra
Phytonyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word fahavalo
Quotes  25  Texts mentioning fahavalo

Anagrams  26  fahalova, fahavalo

Updated on 2023/02/16