Entry | 1 fahoriana |
Root | 2 ory |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alahelo lehibe, fijaliana, fiferinaina: Latsaka ao anatin' ny fahoriana izy Loza, voina, fahafatesan-kavana: Azom-pahoriana ny fianakaviany ~ Mamangy anareo amin' ny fahoriana izahay, tompoko |
Explanations in English |
5 [1.2] trouble, calamity, distress. 6 [1.7] suffering |
Explanations in French |
7 [1.3] affliction, pauvreté, malheur 8 [1.8] souffrance |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word fahoriana |
Anagrams | 18 afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, hafiranao, haforanay, harofanay, hifaranao, hofaranay, ifoharana, iharofana |
Updated on 2023/01/20 |