|
|
|
|

Entry1  faminaniana
Root  2  vinany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny
Explanations in English  5  [1.7] a prophecy
Explanations in French  6  [1.3#834] l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu
7  [1.8] prophétie
Examples  8  Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany. [1.369#]
9  momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508#]
Vocabulary  10  Religions, Beliefs
Article  11  Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany)

Anagrams  12  faminaniana, nanamafiany

Updated on 2023/01/20