Entry |
famoasana
(vofy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [1.1]
|
Explanations in English | The act of peeling [1.7]
|
Explanations in French | L'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [1.3]
|
| Action d'éplucher, de dépouiller [1.8]
|
Examples | Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany.
[2.472]
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
famoasana
(vofy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra [1.1]
|
Explanations in English | An explanation or exposition of ideas [1.7]
|
Explanations in French | L'action d'expliquer, le moyen, le mofif [1.3]
|
| Exposition d'une idée [1.8]
|
Synonyms | |
|
Entry |
famoasana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Chariotage [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|