Entry | famoizam-po | |
Elementary words | famoizana ; fo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in English | Despair [1.7] | |
Explanations in French | Désespoir [1.8] | |
Examples | Ny fanantenan-dRandrianaivo, izay vao nivelatra sy namirapiratra vao tsy ampy herinandro, dia nosaronan'ny famoizampo tamin'io takariva io
[2.324] | |
Vocabulary | Emotions | |
Updated on 2023/12/08 |