|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanankinana (ankina)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa [1.1]
4  Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay [1.1]
Explanations in English  5  [Rel. s. from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest [1.2]
Examples  6  Ny fomba tsara indrindra mba hisorohana izany dia ny fanankinana ny ministera tsy misy ministra amina ministra mpisolo toerana efa mpikambana ao amin' ny Governemanta ankehitriny [4.27#]

Entry (2/2)7  fanankinana (ankina)
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Botany: grass
10  Religions, Beliefs
Explanations in English  11  A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory. [1.2]
Explanations in French  12  (de ankina : soutien, stimulant). Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky. [1.196]

Updated on 2023/06/02