|
|
|
|

Entry1  fandanjana
Root  2  lanja
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
5  Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena [1.1]
6  fomba entina mamantatra vesatra [1.13]
Explanations in French  7  l'action de peser, la balance, les instruments pour calculer, pour prendre les mesures [1.3#385]
8  pesée; mesure de masse [1.13]
Examples  9  Tsy nisy fandanjana, na fandrefesana, na fitsapana tao. [2.472#]
10  na fandanjana, toy ny raha hanam-bady, na hifidy asa, fa amin' ny raharaha andavanandro, hoy izy, iza no handany andro hikaroka izay antonony. [1.379#]
Vocabulary  11  Physics
Article  12  Randzavola: fandanjana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20