Entry | 1 fandinihana |
Root | 2 dinika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina |
Explanations in French |
5 [1.13] étude, observation |
Examples |
6 Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky. [2.606] 7 Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. [2.643] |
Vocabulary |
8 Philosophy |
Titles | 9 Raki-pandinihana : Études de linguistique, d'anthropologie et de littérature malgaches (offertes au Professeur Siméon Rajaona) (Gueunier Noël) |
Anagrams | 10 fandinihana, nandafihany, nandifihana |
Updated on 2023/09/10 |