Entry | fangalampiery (ala, ery) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1] | |
Vocabulary | Game | |
Synonyms | alam-piery ~ fanalampiery | |
Other spellings | fangalam-piery | |
Updated on 2020/07/31 |