|
|
|
|

Entry1  fanalampiery
Elementary words  2  fanala, fiery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery
Vocabulary  5  Game
Synonyms  6  alam-piery, fangalam-piery

Updated on 2024/12/10