Entry | 1 fangalampiery |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery |
Vocabulary |
4 Game |
Root | 5 ala, ery |
Other spellings | 6 fangalampiery |
Synonyms | 7 alam-piery, fanalampiery |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |