|
|
|
|

Entry1  fangalampiery
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery
Vocabulary  4  Game
Root  5  ala, ery
Other spellings  6  fangalampiery
Synonyms  7  alam-piery, fanalampiery

Updated on 2024/12/12