|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanidina (idina)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy [1.1]
Explanations in French  4  Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser [1.3]

Entry (2/2)5  fanidina (sidina)
Part of speech  6  noun
Vocabulary  7  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  8  Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala [1.1]
Examples  9  Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [2.131]
10  Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [2.48]
Proverbs  11  Proverbs containing the word fanidina

Anagrams  12  andifiña, fanidina, fidinana

Updated on 2023/01/20