|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanoranana
Root  2  orana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy)

Entry (2/2)5  fanoranana
Root  6  torana
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha
Explanations in French  9  [1.13] anesthésie générale
Vocabulary  10  Health

Anagrams  11  fanaronana, fanoranana, nanaforana, nofaranana

Updated on 2023/01/20