Entry (1/5) | 1 fay |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony [1.1] |
Explanations in English |
4 sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [1.2] 5 sickened, disgusted, forewarned by past experience [1.7] |
Explanations in French |
6 Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [1.3] 7 dégoûté par une expérience fâcheuse [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 17 lao, maso voa sakay, nahita faisana, nandray ny kiho, tsy tia veroka, tsy tia hiherika, tsy tia mainty, tsy tia mololo, leom-boananana, afon-dolo afon' angatra |
Entry (2/5) | 18 fay |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [1.13] |
Explanations in French |
21 lime [1.13] |
Vocabulary |
22 Tools |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 27 fay |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13] |
Explanations in French |
30 faille [1.13] |
Vocabulary |
31 Geology |
Analogs | 32 etry, tresaka |
Compound words |
|
Entry (4/5) | 34 fay |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in Malagasy |
36 karazana trondro [Taimoro]
[1.78] 37 Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [1.1] |
Explanations in English |
38 a kind of fish with a rough skin [1.2#149] |
Vocabulary |
39 Zoology: fishes |
Entry (5/5) | 40 fay |
Part of speech | 41 adjective |
Explanations in English |
42 rough [Provincial]
[1.2#149] |
Derivatives |
|
Anagrams | 44 afi, afy, fai, fay, fia |
Updated on 2023/07/31 |