Entry | fery | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1] | |||||||||
Explanations in English | A wound, a sore [1.2, 1.7] | |||||||||
A hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2] | ||||||||||
Explanations in French | Plaie, blessure [1.8] | |||||||||
Vocabulary | Health | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word fery | |||||||||
Anagrams | fery, refy |
Updated on 2023/06/21 |