|
|
|
|

Entry1  fiandrinaina
Elementary words  2  fiandry, aina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy [1.1]
Explanations in English  5  (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die. [1.2]
Vocabulary  6  Health

Anagrams  7  anandrifiany, fiandrinaina, nifandiranay

Updated on 2023/12/10