Entry (1/2) | 1 fiantandroka |
Root | 2 tandroka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3#668] |
Examples |
5 Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery. [1.437#] |
Entry (2/2) | 6 fiantandroka |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Zoology: fishes |
Analogs | 9 fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava |
Anagrams | 10 fiantandroka, nandrifatako |
Updated on 2023/01/06 |