|
|
|
|

Entry1  fiaram-bahoaka
Elementary words  2  fiara, vahoaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy
Explanations in French  5  [1.5] autobus
Vocabulary  6  Transportation
Synonyms  7  fiarabe

Updated on 2023/06/12