Entry | fijaliana (jaly) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fanaintainana mafy amin' ny vatana na amin' ny saina amam-panahy; fiandrasana mampivoajamala [1.1] | ||
Explanations in English | Suffering [1.7] | ||
Explanations in French | Souffrance [1.8] | ||
Vocabulary | Emotions | ||
Compound words |
| ||
Phytonyms |
| ||
Updated on 2023/08/11 |