|
|
|
|

Entry1  firaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano.
Explanations in English  4  [1.2] Lead, pewter [Malay perak, silver?]
Explanations in French  5  [1.3] Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements.
Fig. fausse monnaie
6  [1.5] Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy.
Examples  7  firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117#]
8  Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43]
9  Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#]
10  Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996]
Vocabulary  11  Chemistry
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Analogs  14  Pb, Sn
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word firaka
Tables and plates  23  Periodic Table

Anagrams  24  Afrika, faraky, fikara, firaka, kafira

Updated on 2024/08/31