Entry | 1 fisainana |
Root | 2 saina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fieritreretana: Trano fisainana Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina |
Explanations in English |
5 [1.7] thinking, reflection |
Explanations in French |
6 [1.8] la pensée, réflexion |
Examples |
7 Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M. [2.528#68] 8 Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928#] 9 I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470#140] |
Vocabulary |
10 Philosophy |
Compound words |
|
Titles | 14 Ny tsiny, ny tody : ny fisainana malagasy (Rakotovoarisoa Bernard-Marie) |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word fisainana |
Anagrams | 16 anifisana, fanisiana, fisainana, fisia-nana, nasafinay |
Updated on 2023/09/10 |