Entry | fisedra (sedra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina misedra na mitsapa ny hatsara na hamafin' ny zavatra iray [1.1] | |
Entry | fisedra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Singan'ny zaka iray manana endrika voatokana fanaovana fitsapana [1.13] | |
Explanations in French | éprouvette [1.13] | |
Vocabulary | Technology | |
Updated on 2023/01/20 |