Entry | 1 fisiana |
Root | 2 isy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona" |
Explanations in French |
5 [1.13] existence |
Vocabulary |
6 Philosophy |
Anagrams | 7 anifisa, asafiny, fanisia, fisaina, fisiana, nisafay, safinay |
Updated on 2023/01/20 |