|
|
|
|

Entry1  fitafiana (tafy)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena. [1.1]
5  Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [1.1]
Explanations in English  6  Clothing [1.7]
Explanations in French  7  Vêtements [1.8]
Examples  8  Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana. [2.113#]
9  toy ny fitafiana ny taratasy afono boky. [2.442#]
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fitafiana
Article  12  Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30