Entry | fitia (tia) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1] | ||||
Explanations in French | L'affection [1.3] | ||||
Amour [1.5] | |||||
Examples | hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia;
[2.298] | ||||
Vocabulary | Emotions | ||||
Morphology |
| ||||
Compound words |
| ||||
Hyponyms | |||||
Proverbs | Proverbs containing the word fitia | ||||
Anagrams | fiita, fitia |
Updated on 2023/05/20 |