Entry | fitsako (tsako) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin' ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon' ny omby Azo tsakoina: Ny rano tsy fitsako [1.1] | |
Entry | fitsako | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Sakalava] (de tsako : onomatopée, bruit des mâchoires lorsqu'on chique le tabac). Tabac à chiquer, à mâcher : Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). [1.196] | |
Scientific name | Nicotiana tabacum | |
Vocabulary | Botany | |
Anagrams | fikatso, fitsako, fitsoka, fokatsy, kafotsy, tsakofy |
Updated on 2023/01/20 |