Entry | fokofoko | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Niavian' ny hoe mifokofoko [1.1] | |||
Examples | Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano.
[2.4] | |||
Derivatives |
| |||
Entry | fokofoko | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in French | [Bara] (comme fakofako, merina) Menue paille restant sur l'aire après le battage ; débris employés comme combustible (voir aussi fokafoka). [1.196] | |||
Vocabulary | Botany | |||
Anagrams | fokofoko, kofokofo |
Updated on 2020/07/31 |