Entry |
fotsimbary
|
Elementary words | fotsy ;
-bary |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo [1.62]
|
Explanations in English | [ fotsim-bary ] Peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry. [1.2]
|
| [ fotsim-bary ] White rice cleaned and ready for cooking [1.7]
|
Explanations in French | [ fotsim-bary ] Riz blanc prêt à la cuisson [1.8]
|
| (dans toute l'île) (de fotsy [1.196]
|
Examples |
1 | Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary.
[2.324]
|
2 | Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro;
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Proverbs |
|