Entry | foty | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Fihinam-body sy ravina [1.78] | ||
Entry | foty | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in English | [Provincial] Provincial for fotsy [Mal. putih.] [1.2] | ||
Phytonyms |
| ||
Entry | foty | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1] | ||
Vocabulary | Game | ||
Synonyms | fotibaolina | ||
Origin | French: football. | ||
Updated on 2023/03/08 |