|
|
|
|

Entry (1/2)1  gina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy misy feo re: Gina ny tanàna [1.1]
4  Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ [1.1]
5  Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1]
Explanations in English  6  For ngina [1.2]
7  Silent, solitary [1.7]
Explanations in French  8  Qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197]
9  Silencieux, solitaire [1.8]
Examples  10  gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3]
11  gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3]
12  Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3]
13  gina ny olona rehetra. [2.298]
14  Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356]
15  Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Relative verbs :
18  Nouns :
19  Adjectives :
Synonyms  20  gingina#mg.aj

Entry (2/2)21  gina
Part of speech  22  adjective
Explanations in English  23  A very loud report [1.2]

Anagrams  24  gina, inga

Updated on 2024/02/27