Entry | 1 fahanginana |
Root | 2 gina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1] |
Explanations in English |
5 silence; quiet; loneliness [1.7] |
Explanations in French |
6 silence [1.8, 1.5] 7 action de se taire; solitude [1.8] |
Examples |
8 Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany. [2.270] 9 Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana! [1.221] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 fanginana, hanginana |
Updated on 2023/01/20 |