Entry (1/2) | 1 gina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy misy feo re: Gina ny tanàna Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba |
Explanations in English |
4 [1.2] [Provincial]
for ngina 5 [1.7] silent, solitary |
Explanations in French |
6 [1.3#197] qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi 7 [1.8] silencieux, solitaire |
Examples |
8 [1.3] gina ny tanàna (Le village est silencieux) 9 [1.3] gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) 10 [1.3] Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) 11 [2.298] gina ny olona rehetra. 12 [2.356] Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. 13 [2.69] Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. |
Derivatives |
|
Synonyms | 18 gingina |
Analogs | 19 kina, sina, mangina, tankina, tsymiteny, tsymiloabava, tsymiloapeo, tsymitenytsymivolana, mihimoka, mizaimolotra, mikombombava, tsyahitanteny, mafyvava, vitsyteny, misarakaamanteny, moana |
Entry (2/2) | 20 gina |
Part of speech | 21 adjective |
Explanations in English |
22 [1.2] a very loud report |
Anagrams | 23 angy, gani, gina, inga |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |