Entry | gisa | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [1.1] | |||
Explanations in English | A goose [1.2] | |||
Explanations in French | Oie [1.54] | |||
Vocabulary | Zoology: birds | |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Phytonyms |
| |||
Toponyms |
| |||
Origin | English: geese. | |||
Other spellings | gisy | |||
Analogs | vorombe | |||
Proverbs | Proverbs containing the word gisa | |||
Illustrations | ||||
Anagrams | gasy, gisa |
Updated on 2023/08/11 |