|
|
|
|

Entry (1/2)1  haolo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina)
Explanations in English  4  [1.2] wild, untamed, applied chiefly to wild cattle
easily soared, as birds frequently shot at
5  [1.7] wild
Explanations in French  6  [1.8] sauvage
Synonyms  7  haolohaolo
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word haolo

Entry (2/2)13  haolo
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra
Vocabulary  16  Tools

Anagrams  17  aholo, haolo, laoho, loaho

Updated on 2023/06/19