Entry (1/2) | 1 hatevina |
Root | 2 tevina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevin' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika 5 Indrakely: Voatondro telo ny hatevin' itỳ hazo fisaka itỳ [1.1] |
Explanations in French |
6 épaisseur [1.13] |
Vocabulary |
7 Space |
Entry (2/2) | 8 hatevina |
Root | 9 tevina |
Part of speech | 10 future of adjective matevina |
Anagrams | 11 hatevina, nahatevy, vahitane |
Updated on 2023/01/20 |