Entry |
hazofijaliana
|
Elementary words | hazo ; fijaliana |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy /
Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [1.1]
|
Examples |
1 | teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty.
[2.59]
|
2 | Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana?
[1.369]
|
3 | Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy.
[2.270]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Analogs |
lakroa |
|
Entry |
hazofijaliana
|
Elementary words | hazo ; fijaliana |
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Merina]
(nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines.
Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles.
Voir
girenadrelina.
[1.196]
|
Scientific name | Passiflora incarnata |
Vocabulary |
|