|
|
|
|

Entry1  hazon-damosina
Elementary words  2  hazo, lamosina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry
Explanations in English  5  [1.2] the spinal bone, the spine.
Explanations in French  6  [1.3#230] l'épine dorsale
7  [1.13] colonne vertébrale
Examples  8  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#]
Vocabulary  9  Biology
Synonyms  10  tohivany
Compound words 
Titles  13  Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava (Ramahatra Roland)
Proverbs  14  Proverbs containing the word hazon-damosina

Updated on 2023/08/26